HAY VE (Fyh Rah Fredi)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Hay ve ny olotiana tsy voatery ahasambatra hay ve ny fitia tsy misy tonga lafatra



Noheveriko hatrizay fa ho mandramaty ny anay Hay ve ka akosombolamena ilay toky fitia nomeny ahy


Ny foko mitsy angamba no adala ka nanaiky ho sombainy kiala


Dia manomboka androany ho arovako ny foko tsy hitia fahatany vehivavy mahay miova loko
--------
Rohy:
Sokajy : Fitiavana
204 1
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : Fyh Rah Fredi
Nampiditra : Fyh_Rah_Fredi_Lukas
Daty : 14/07/2023 11:58
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.016