BABONAO AHO (Fyh Rah Fredi)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
BABONAO AHO tony taratra azavana ilay hendrikao tony volana mibalika ilay tsikinao, malefaka tokoa ka mahababo ny foko sy ny fanahiko iany koa.Fa vao maita anao aho dia midobodoboka ny foko maniry no ho tatanao dia ho sambatra isika ro.Te higoka fifalina eo anilanao aho! te hitady fasambarana eo akaikinao aho eeeeeh!! BABONAO AHO ry malala! #Alfredi
--------
Rohy:
Sokajy : Fitiavana
299 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : Fyh Rah Fredi
Nampiditra : Fyh_Rah_Fredi_Lukas
Daty : 20/07/2023 12:49
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0275