Aingam-panahy! (Fytih)
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Souvenir tsy mba tsaraNo atolotro ho anao
'Nefa kosa manambara
Ny fitiavako anao
Souvenir tena kely
'Nefa kosa mankahery
Aza avela hisy hijery
Afa-tsy ianao irery!
"VATO KELY BORIBORY
MANGAMANGA TOA VELORY
RAHA MISY MAHAORY
ETO AN-TRATRAKO MATORY"
--------
Rohy:
https://vetso.serasera.org/tonokalo/fytih/aingam-panahy
Sokajy :
Aingam-panahy