You are here: home > Vetso

Madama tiako.... - HAINGO

Azo vakiana?

Ireo peratra eo an-tànanao
Sy ny arahaba izay fanao
Manonona ilay hoe "Madama"
Ireo dia ampy ahalalàna
Fa ianao dia manan-tompo
Tsy afaka ny hiova loko
Nefa ity foko toa adala
Tsy mba mety hahalala

Sokajy : Fitiavana

Hevitra mandeha

bichette (15/09/2005 11:22:24)

mmmmmm !!!!! tandremo zany

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mombamomba

Mpanoratra : HAINGO

Nampiditra : ledada
Daty : 15/09/2005
Mpamangy : 1056
Mankafy : 0

Tononkalo hafa

TSY AFA-PO