You are here: home > Vetso

HAINGO

Haingo, mpanoratra poety  andrarezina eo  amin'ny  sahan'ny  haisoratra malagasy  ny  lehilahy, efa hatramin'ny  taona 1984 izy  no  niditra ny  sehatry ny fanoratana ary efa namoaka boky "ilo" izay nahazo loka tamin'ny fifaninanana nataon'ny BMOI ,
HAINGO, lehilahy tsotra , tia mifandray aman'olona ary  mpandala ny  maha malagasy fatratra,poety,  mpikabary ny lehilahy ary mpikambana ao amin'y fimpimi, tsy  iza izany fa ireo  tanora manandratra ny  maha malagasy ,
HAINGO naman'Ny  Eja toy  ny  anadahiko  akaiky  ahy  tokoa ary  dia voninahitra ho  ahy  ny  mampafantatra azy  antsika eto  amin'ny  namana serasera.

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mombamomba

Nampiditra : nyeja
Daty : 03/08/2005
Mpamangy : 1632
Mankafy : 0
Ankafizo