Hevitra momba ny NY TANINDRAZANTSIKA
Hiverina amin'ny NY TANINDRAZANTSIKA
Mysento (
02/08/2009 11:45)
Amin'ny maha izay antsika,
TENA TOMPON-TANINDRAZANA.
Marina tokoa!
TENA TOMPON-TANINDRAZANA.
Marina tokoa!
pinous (
03/08/2009 16:50)
Misaotra anao mpanoratra mihitsy manaitra ny hambo maha-malagasy sy manaitra ny fitiavan-tanindrazana.Amin'izao mantsy efa tena tsy hita intson izay maha-malagasy,simba daholo na toe-tsaina na n teny na n fomba fiaina.Ny olana zao de ahoana no ampitaina izany amin'ny tanora rehetra vao misondrotra.
