Aiza? (harylovah)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
...Dia hoy aho tamin'ny fiainako hoe:

Zotra mankaiza no tianao haleha?
Tanjona aiza no azo tratrarina?
Ny lala-mareva-tsy miolaka ve,
sa...any amin'ny sarotra aleha, nefa marina?...

Harylovah[febroary 2013
--------
Rohy:
1308 0
Hevitra mandeha
Harylovah ( 07/03/2013 11:01)
Mahomby izay atao rehefa mazava ny tanjona, na dia mety ho sarotra aza ny lalana izorana...Mikiriza hatrany anefa ry namana tiako, fa tsy maintsy tafita rehefa mikiry, na ho solafaka aza isika, impiry!
hery ( 11/03/2013 09:25)

Tsy misy tsy lavo... fa tsy maintsy miarina.
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : harylovah
Nampiditra : Harylovah
Daty : 07/03/2013 10:59
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0153