Ampidiro aloha ny tenimiafina
Hevitra momba ny Aiza?
Hiverina amin'ny Aiza?
Harylovah (
07/03/2013 11:01)
Mahomby izay atao rehefa mazava ny tanjona, na dia mety ho sarotra aza ny lalana izorana...Mikiriza hatrany anefa ry namana tiako, fa tsy maintsy tafita rehefa mikiry, na ho solafaka aza isika, impiry!
hery (
11/03/2013 09:25)
Tsy misy tsy lavo... fa tsy maintsy miarina.
