Hevitra momba ny Mitoera ho madio

Hiverina amin'ny Mitoera ho madio
harylovah ( 12/01/2012 11:15)
Anisan'ny fanomezana sarobidy azo omena ny olon-tiana ny Fahadiovana .Raha anananao izany dia tehirizo ho azy dia ho sambatra ianareo...
hasiniony ( 17/01/2012 15:15)
Dradrao fa ao aminao ilay fahaizana mandrafitra ireo talenta ho kanto...! Mankasitraka
gemaS ( 23/02/2012 08:23)
zan ka tena tononkalo!!!misaotra anao zay namorona fa tena tsara be sady mifono hafatra ho an'ny tanora ankehitriny izay tena tsy manaja intsony an'izany fahadiovana izany!!misaotra tompoko!!
Hampiditra hevitra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0088