Nambarany (harylovah)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Ambaran'ny aizina
fa misy hafaliana tsy afaka hitety ny vanim-potoana
Ambaran'ny andro
fa azo itsikiana ny sedra mangidy voalokon'ny saona
Ambaran'ny saina
fa hainy tohaina ireo fahavalo izay nahazo laka
Ambaran'ny aina
fa tsy maintsy ekena ny faharesena rehefa tsy zaka..

Harylovah
--------
Rohy:
1193 0
Hevitra mandeha
harylovah ( 06/09/2012 11:53)
Mba manasa antsika tia ny mamaky tononkalo koa mba hitsidika ato amin'ny page facebook:
[facebook.com/Harylovah Tononkalo Malagasy ]
Dia mazotoa ary mankasitraka antsika mialoha . Harylovah
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : harylovah
Nampiditra : harylovah
Daty : 06/09/2012 11:50
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0143