Hevitra momba ny Tenin'ny hafa

Hiverina amin'ny Tenin'ny hafa
gasyjean ( 28/02/2013 22:01)
Ny teniko ny ahy ,tsy amidy, tsy atakalo;
Ezak'ireo razako,reharehan'ny akaniko,
Arovako mafy raha sendra fahavalo
Satria! sady tiako loatra no saro-bidy amiko.


Mahafinaritra ee! ela velona anie ny teny malagasy,aoka tena arovana fa lova tsy voavidim-bola.








Hampiditra hevitra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.01