Ny lalako - hery ny aina jean yves
Azo vakiana?
Ny lalako rahatr'izay
Diahody any @ Ray
Ka tsy misy hay hay
Fa ho velona mandrak'izay
Naiza naiza eto an-tany
Dia fahoriana sy tomany
Nefa any Andanitra any
hafaliana tsy mety lany
Fiadanana no misy any
manakoako aok'izany
Niza niza dia handre
Ireo anjely marobe
Sokajy :
Aingam-panahy, fiainana
Mombamomba
Mpanoratra : hery ny aina jean yves
Nampiditra : heryjeanyvesDaty : 10/08/2012
Mpamangy : 922
Mankafy : 0