Tsy ianao (hi hi)
Mbola tsisy niantsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Sao ianao mihevitra fa noho ny aminao no nahavitako izaoSitrapo, ny ahy, fa efa vonona sy sahy hiatrika ny fiainana aho
Sombiny ihany ny tantarantsika
Sary kely indray mipika sy namelona ny lakolosy.
Tena sitrapo ny ahy, tena sambatra aho izao
Fa ny lasako sy anao, dia lakolosy tsotra izao
Fanomezan-tsy voavidy no nomeny ahy
Toky tena sarobidy, tsy voarodan-dehilahy.
Sambatra aho satria, anilako isanandro izy
Fitia tsy notambazana ary tena lafo vidy.
--------
Rohy:
Sokajy :
Fitiavana