Hevitra momba ny TSY AO IZY!
Hiverina amin'ny TSY AO IZY!
andry 1000 (
03/04/2015 04:18)
tsy ao izy fa aiza ? tena le fiainana mihintsy zany tantarainareo izany a !!! azo antoka ho andry
'lay faniraka toa zandry.
Fa matetika dinganina,
indraindray hodiana fanina
tena io mihintsy ny fanaonay taminy mbola kely
'lay faniraka toa zandry.
Fa matetika dinganina,
indraindray hodiana fanina
tena io mihintsy ny fanaonay taminy mbola kely
hjravs (
03/04/2015 04:23)
Fa tsy tamin'ny mbola kely ihany, RaAndry 1000, fa ny namana tena namana tsy manary amin'ny sarotra e!
