tsiambara fa miafina (iLémamy A)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Miantso izy tsy re-ny akory
Maona eto ampototry ny kalo
ianao tsy mba nitodika raha mba nantsoiny
Fa maika aza nandray azy ho fahavalo.

Ny tao am-pony hono fitia niredareda
Ny tao ambavany teny mamy tsy mba rediredy
Saingy vahotra izy nilaza izany,
nanahy ny fihetsem ponao.

Nanaja ny safidinao izy ka nangaina teo amorom-patana.
Tsy te hijaly nohon'fandavanao izy ka naleony nisafidy ny fasana.
Notazominy ho tsiambaratelo lay fahoriana mandratra fo
Ho teboka farany ho azy ny fahafatesany,ka hatory tsy hifoha.
--------
Rohy:
Sokajy : Aingam-panahy
828 1
Mpakafy: ILEMAMY
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : iLémamy A
Nampiditra : ILEMAMY
Daty : 06/11/2016 19:04
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0894