Anao Tiako (Injato)
Mbola tsisy niantsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Vahotra ny lelako,Mangovitra ny peniko,
Manintsy ny tenako,
Hita izay nafeniko,
Miezaka ny soratro,
Te hamboraka ny foko,
Mianjanga ny olatro,
Ireo vetsoko misoko,
Izay no ahafantarako,
Fa TIAKO ANAO,
ANAO NO OLON-TIAKO,....
--------
Rohy:
Sokajy :
Hanina - Hambom-po - Fitiavana - Fisarahana - Fiainana - Fahatsiarovana - Eritreritra mandalo - embona - Aingam-panahy
Mpakafy:
Nerarivony