Mety - Injato
Nizotra lavitra ny dia
Hitady ravina , hiary
Nizohy an-taonany satria,
Nanjavona tsy azo sary,
Ilay fitia,
Fitiavako anao,
ry Taniko
Hametraka hevitra
Midira alohaMombamomba
Mpanoratra : Injato
Nampiditra : NerarivonyDaty : 23/09/2008
Mpamangy : 1063
Mankafy : 0
Tononkalo hafa
Anao TiakoInome