Hevitra momba ny Tia tsotr\'izao
Hiverina amin'ny Tia tsotr\'izao
vetsoko (
13/12/2005 14:40)
tena tsapako ianao fa tena tia saingy ny mampalahelo anie ry iony dia izao e! tsy mahasambatra ny tia fotsiny ,ny mifankatia no tena izy sa ahoana,mirary anao ahita ny tinao sady tia anao.
Iony (
14/12/2005 11:30)
marina zany "vetsoko" nefa misy anie ny diso fanantenana @ fitia atolotra azy dia mihevitra fa tena mifankatia ry zareo dia manjary mampalahelo e!
hasiniony (
21/01/2006 08:26)
Ny atao hoe fitiavana dia SAHAN'ADY iray izay irin'ny fon-tsika ho vakivakiana kanefa ny mampalahelo dia RAOZY monja no mba eny an-tanantsika"
