hihira ho anao aho (Jayah Razafi)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Nihira ho anao ny foko,ry manja fanaperana
Hatrany mbola koa mihira ho anao
Hihira ho anao ny foko, hatramin'ny androm-pahaterana
Hatrany hihira ry katon'izao tontolo izao

Niantsa ho anao ny vavako,r'ilay zavavy poezia
Tsy nitsahatra niantsa ny "ianao"
Ary hatrany mbola hiantsa anao famborahana fitia
Toy ny izao efa ataoko izao

Jayah razafi 04/12/2019 Tanamakoa TOAMASINA
--------
Rohy:
Sokajy : Fitiavana
544 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : Jayah Razafi
Nampiditra : jayah2020
Daty : 04/12/2020 09:05
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2023 - page load 0.0925