Hevitra momba ny Fasana faharoa

Hiverina amin'ny Fasana faharoa
aladin ( 24/05/2004 17:35)
anisan'ny tononkalo tena tiako indrindra io!Mahagaga fa ny tononkalo maneho alahelo foana no tiako indrindra.
Andriambelo ( 08/10/2004 09:01)
Tsy mahagaga izany ry Aladin, ireo "romantique frantsay", toa an-dry Alfred de Musset ohatra efa niteny hoe "les plus désespérés sont les chants les plus beaux".
jlambout ( 08/03/2005 23:56)
the best dramas make the best movies
karako ( 22/08/2006 09:05)
Tsy hitako izay ho lazaina. Tsara ! nefa ohatry ny mampatahotra izany ny mamaky ny tononkalon'i JJ Rabearivelo. Fahadisoampanantenana lava....
louva ( 05/03/2007 04:47)
Nanan-talenta i J.JRabearivelo. Tena mahafinaritra ny sangan'asany: mifono misterin'ny fiainan tsika olombelona.
salema ( 21/10/2009 05:36)
J.J Rabearivelo ilay manoratra tsara indrindra raha teo @ fanoratana tonokalo voadona anisany ireny mandona tokoa raha ny azy raha mamaky ny voasoratra rehetra isika za de makasitraka ny zvt sorata misaotra ny ireo tanora mbola mamerina ny sangan asany
miora4 ( 03/06/2015 16:00)
Tsara tena tsara io tononkalo io :) nefa dia mampalahelo fa tena vitsy ankehitriny ny Malagasy mahavita toa io
carhreine82 ( 02/05/2016 07:20)
Anisany mpanoratra tiako i J.J. Rabearivelo ary ankafiziko sy ireharehavako ireo sagan'asany!!! Indrindra ilay "fasana faharoa"
ramasinavalonanicals ( 09/03/2017 16:32)
ten anisan tonokalon'i J.J.Rabearivelo tiku ndrindra iu
fanjolee ( 06/06/2017 05:58)
Tsar be io tononkalo sad b pitia no tik ar anisan mpanoratr tik b i JJRabearielo
tsìíresy ( 14/07/2017 03:35)
afaka fantarina ve ny boky zay misy azy reny?
azady ndrindra
MimyPiso ( 27/08/2018 16:27)
tena tiko be io tonokalo io e!
MimyPiso ( 27/08/2018 16:34)
tena tiko be io tonokalo io e!
MimyPiso ( 27/08/2018 16:35)
tena tiko be io tonokalo io e
Ardny ZOUH ( 26/09/2018 05:40)
Tononkalo tiako indrindra @ tononkalo rehetra
mazoto84 ( 17/07/2019 21:41)
misy tery marina alo ny fiainana e Tiko le aingam-panahy e
Hatenaina ( 20/02/2020 14:38)
Izaho koa tena tia be ny tononkalon-dRabearivelo ary anisan'ny tiako indrindra io fasana faharoa io , ny ahy mantsy ireny tononkalo mampalahelo ireny no tena mandona ny foko
Raha hamaky boky misy tononkalo ianao dia Dinitra na Takelaka notsongaina 1 vakiana, mbola misy maro be fa ireo ihany no tadidiko fa ireo mantsy no mba famakiko
jasmie ( 08/09/2023 10:06)
Mafinaritra ity tonokalo ity ahitanao fahaizany manoratra mihintsy
Hampiditra hevitra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0618