Hevitra momba ny TARI-BATO VILAMBAVA

Hiverina amin'ny TARI-BATO VILAMBAVA
zkzandrykely ( 06/02/2013 20:39)
Rehefa ireo fototra lehibe telo hiorenan'ny fanjakana etim-bahoaka no lo tanteraka, dia azo ambara fa tsy lavitra ilay firenena intsony ny faharavana! Saingy ny mampalahelo dia ny valala tsy mandady harona no hizaka tsy maintsy higoka ny ngidiny!
Hampiditra hevitra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0093