Hevitra momba ny Fitiavana ve ?
Hiverina amin'ny Fitiavana ve ?
lianah (
01/09/2005 10:29)
Tsara ilay tononkalonao ka,tohizo.Tena mba nahafinaritra ahy ny namaky azy.Mahereza e!
tia2005 (
01/09/2005 11:26)
joh â!tsara fona ny zavatra soratanao ê! anaovy tonokalo aho ê!
vonimboasary (
08/09/2005 14:20)
Misaotra betsaka e!
mahay manoratra ianao ka!
mampirisika anao foana e!mazotoa hatrany fa mahafinaritra ilay tononkalonao e!
mahay manoratra ianao ka!
mampirisika anao foana e!mazotoa hatrany fa mahafinaritra ilay tononkalonao e!
