Hevitra momba ny Tsy hahasaraka ahy

Hiverina amin'ny Tsy hahasaraka ahy
tia2005 ( 04/08/2005 12:04)
mahay enao wa! fa d tena heritreritra b fotsiny izany?
Lepetitbeau ( 04/08/2005 12:19)
Tena eritreritra io e! de atao izay mahamety azy
vonimboasary ( 04/08/2005 15:01)
Eny e!
tena eritreitra marina marina ilay izy e!
tena miaiky za fa tsy lainga e!
mampazoto anao hanoratra foana e!
Hampiditra hevitra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0091