Ampidiro aloha ny tenimiafina
SENTON'NY FO (joharyfenosoa)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Ny foko misento manembona anao, mahatsiaro manirery fa lavitra anao, mitamberina an-tsaiko ilay teny manandanja,dia misento ny foko mahatsapa tena banga,tsy maintsy misento raha sendra mangina,tsampako mafaitra ny tsy anilanao ry tiana,ny sento ny foko nosoratako anao,fa ny vatako no lavitra fa ny foko anilanao,lasa ny saiko tsy mety manadino malahelo ny foko misento mangina. --------
Lien:
Catégorie :
Fitiavana
