ITY FIAINAKO (joharyfenosoa)
Mbola tsisy niantsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
ry fiainako mahantra, Voahilika ombeny , Tsy mba natao ho hajaina fa voasoratra ho roraina, Ny mangidy izay sotroiko dia mila tsy honteliko, fa miafy isan'andro aho mba hanakonako ny feriko, Ry fiainako mahatra, dia mirenireny foana, tsy mba misy mampitraka, ny fiainako hatreto dia misoana. Ny any faraheriko, sy fitiavako ny Raiko, dia hajaniko ny alaheloko, ka ny tsara no holalaiko, hitraka aho alo ka handinika ny amiko hanaremako ny teo aloha ary hijereko koa ny hoaviko. --------
Rohy:
Sokajy :
Alahelo
