Hevitra momba ny Hitsiky aho
Hiverina amin'ny Hitsiky aho
hery (
24/07/2009 11:21)
Tiako... Raha vao resaka tsiky dia tiako foana :-)
Tsiky maharesy ny zvt maro e
Tsiky maharesy ny zvt maro e
nyratsima (
24/07/2009 13:16)
misaotra e !inona tokoa no tsy vitan'ny tsiky?
endrika01 (
24/07/2009 16:09)
Zah tsy mba tia mitsiky ,hi hi ;-)
Zozoro (
30/07/2009 13:18)
Ny fitsikiana dia manambara ny fahatsoran'ny fo...
