Ny Mandrakizaiko (Limany)
Mbola tsisy niantsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Izay zavatra mety hitranga any aloha tena mbola tsy haiko, Satria misy tsy miankina amiko sady tsy takatry ny saiko
Fa vonona kosa aho hanao an'izay mba tratran'ny aiko.
Hahatô an'ireo vinantsika sy izay efa nampanantenaiko,
Eny akia a:
Tiako ho laniana miaraka aminao ny Mandrakizaiko,
Limany
--------
Rohy:
Sokajy :
Fitiavana
