Hevitra momba ny Tiako ianao ry Nofy
Hiverina amin'ny Tiako ianao ry Nofy
ihafatra (
14/04/2015 19:48)
fa ny nofy no tahiry
amikirako anao
ary nofy no tsiriry
voninkazo vaovao
fa ny nofy no asambarana
anorohako anao
fa ny nofy ny famantarana
fa tena tiko ianao!
amikirako anao
ary nofy no tsiriry
voninkazo vaovao
fa ny nofy no asambarana
anorohako anao
fa ny nofy ny famantarana
fa tena tiko ianao!
nalaina.andriambola (
30/10/2017 06:30)
Tsara be fa misaotra
