Hevitra momba ny Soanierana
Hiverina amin'ny Soanierana
hery (
29/11/2003 00:59)
Tena tiako ity tononkalo ity. Fa Soanierana aiza ho aiza izany? Any ambanivohitray koa mantsy misy hoe soanierana.
Misaotra betsaka.
Misaotra betsaka.
vazimba22 (
01/12/2003 10:47)
Soanierana/Ankadimbahoaka io ka! firaisana faha 4 ao Antananarivo.
tsimanontanilahy (
09/05/2006 11:09)
Mahefa à!
misy tononkalo ho an'ingahy ato. Lohateny "Taranaka Mahefa". Mankasitraka é!
misy tononkalo ho an'ingahy ato. Lohateny "Taranaka Mahefa". Mankasitraka é!
