You are here: home > Vetso

Fitsipika anatiny - MAHEFA

Azo vakiana?

Soloy ny anarako
ny anaranao rehetra
Afa tsy ny fanampiny
        Ilazao ny tantarako izay ratsiratsy toetra
Amin'izay mangina
ny fo mitapitapiny
       Atoroy ny varavarako
       'reo miseho mitaditady
        Sy mamangy anao  matetika
Izay aloha no ambarako
fa rahatrizay mivady
Haf'indray ny tetika

Sokajy : Fitiavana

Hevitra mandeha

hendry (10/06/2004 13:16:36)

tsy azoko ny tian´ny mpanoratra ho lazaina.

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mombamomba

Mpanoratra : MAHEFA

Nampiditra : nitiakorehetra
Daty : 09/06/2004
Mpamangy : 1002
Mankafy : 0

Tononkalo hafa

Didy jadona
Fitsipika anatiny
Mamapasy