Fitsipika anatiny - MAHEFA
Azo vakiana?
Soloy ny anarako
ny anaranao rehetra
Afa tsy ny fanampiny
Ilazao ny tantarako izay ratsiratsy toetra
Amin'izay mangina
ny fo mitapitapiny
Atoroy ny varavarako
'reo miseho mitaditady
Sy mamangy anao matetika
Izay aloha no ambarako
fa rahatrizay mivady
Haf'indray ny tetika
Sokajy :
Fitiavana
Mombamomba
Mpanoratra : MAHEFA
Nampiditra : nitiakorehetraDaty : 09/06/2004
Mpamangy : 1333
Mankafy : 0
Tononkalo hafa
Didy jadonaFitsipika anatiny
Mamapasy