You are here: home > Vetso

Ditra - Mahfaly rt

Azo vakiana?

Tsy didy fa baiko
tsy maitsy ho araiko
fa mbola tsy aiko
izay anaingako n fiainako
andevo zahay no tsy maintsy manaraka
farito ny mahay hoe ilay teny filamatra
fahendrena sa ditra
vola sa harena
samy dia tiako fa maha mosarena
ilaiko ny ditra
ho tantaraiko @ taranako
fa raha izay fahendrena
tsy ilako izay mbaizy
tsy anatra azo
tsy fahaizana fantatra
fa ny ditra no lavo
tsy iverenana intsony

Sokajy : vazivazy

Mombamomba

Mpanoratra : Mahfaly rt

Nampiditra : Mahfaly rt
Daty : 18/01/2016
Mpamangy : 879
Mankafy : 1

Tononkalo hafa

Sarotra amiko ny ihangavy