Hevitra momba ny Loko maintin ny fitiavany

Hiverina amin'ny Loko maintin ny fitiavany
Malalason ( 02/07/2005 07:40)
mandratra fo
hasiniony ( 02/07/2005 11:31)
Noho ianao POETA dia misy foana ny hetaheta ! Mazotoa.
sejianis ( 04/07/2005 11:58)
Malalason
Miala tsiny raha nadratra ny fonao!
Tsy satriko izany kanefa dia izao
Raha inay ianao ka miaina izany koa
Mety ho maratra, tena marina tokoa!
Sejianis
Hampiditra hevitra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0092