Telo - mahorani
Azo vakiana?
TELO
Ry Ray, ny Firenenay;
Aza avelanao ho latsaka;
Ao anaty kizo indray:
Raha efa saika afaka!
Ry Jeso, ireo mpitondra,
Ampianaro tsy hanahy
Mba tsy hatahotra ny onjan'
Ny ramatahora, ka ho sahy!
Ry Fanahy, ireo vahoaka;
Ampianaro mba ho tony,
Ka hiezaka tsy hitroatra;
Noho ny tsaho nafafy irony!
Dia ireo telo ireo;
No vavaka asandratray,
Henoy ary ka jereo,
F'ianao no Telo izay Iray!
Mahorani
Hevitra mandeha
hendry (13/05/2004 11:01:03)
Mombamomba
Mpanoratra : mahorani
Nampiditra : sejianisDaty : 12/05/2004
Mpamangy : 1773
Mankafy : 2
Tononkalo hafa
SAMBATRA HO'AHOSAMBATRA HO'AHO
SAMBATRA HO'AHO
NY LASA
TSY IZANY NY FITIA
TIAKO FOANA
KANTO
Namako
Mpanjono nangaina
Ho inonao ??