Commentaire à propos de TSY IZANY NY FITIA

Revenir à TSY IZANY NY FITIA
volana1 ( 28/08/2007 12:17)
Aiza kosa e ! masiaka loatra ianao kosa e ! Izay tsy nitia ohatr'azy ireo no aoka hitora-bato azy, mandalo zany fa matotra eny ihany izy rehefa mandeha ny fotoana.
sejianis ( 22/09/2007 14:18)
eny mantsy ry volana1, raha mba nanjo anao tokoa dia tsy ho niteny izany ianao!
nefa misaotra fa misy tokoa ny mba azo itokisana e!
Ajouter un commentaire
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0093