Hevitra momba ny TSY IZANY NY FITIA
Hiverina amin'ny TSY IZANY NY FITIA
volana1 (
28/08/2007 12:17)
Aiza kosa e ! masiaka loatra ianao kosa e ! Izay tsy nitia ohatr'azy ireo no aoka hitora-bato azy, mandalo zany fa matotra eny ihany izy rehefa mandeha ny fotoana.
sejianis (
22/09/2007 14:18)
eny mantsy ry volana1, raha mba nanjo anao tokoa dia tsy ho niteny izany ianao!
nefa misaotra fa misy tokoa ny mba azo itokisana e!
nefa misaotra fa misy tokoa ny mba azo itokisana e!
