aza avela odimaina - maizina max
Azo vakiana?
isika roa dia vonikazo
izy mndravaka zaridaina
ka izaho anio tonga eto
mba aza avela odimaina
fa ampitondrao fitihy
za ko ampitondra andry
ka bijou no oatolotro
atsiarovana toko
fa ra mandina ni molotro
de ilamina ny foko
Sokajy :
Fitiavana
Mombamomba
Mpanoratra : maizina max

Nampiditra : maizina max
Daty : 20/09/2022
Mpamangy : 152
Mankafy : 0