mahereza ry zandrykely (maizina max)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
androany aho ra nande nivezyvezy teny
dia naita zandry kely tsy manandray ary ko reny
fa zandry kely miady irery aminy izato fiainana
zandry kely miady rery fa tsisy itarainana

aoka kosa moa ri zandry
aoka wa fa mafy ela
mitsikitsika na dia mandry
any ambany ragla

atao awona no ijery
atao awona ny ino
misy matsiaro ela fatsy very
ra izaho alo dia tsy anadino

oatsika izay mamaky
mba iatrao ireo madinika
afatra ny ahy fatsy fantsy
afatriny mpandinikia
fataro fa samy malagasy
na aiza ianao na aiza
eny sany malagasy
kolotsaina no mitaiza

(tatara tena misy)
(ialako tsiny ra misy tsy faly)
--------
Rohy:
184 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : maizina max
Nampiditra : maizina max
Daty : 31/08/2023 13:56
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0148