Hevitra momba ny ANY IANAO

Hiverina amin'ny ANY IANAO
Solei ( 06/10/2003 08:47)
Izany angamba no atao hoe tena fitiavana, tinao ho sambatra izy ka avelanao hitia sy hotiavin'olon-kafa ... satria tena tia azy...
Mampieritreritra...
Misaotra, tsara fa mazoto e.
mampikanto ( 25/10/2003 07:11)
Ho an'i Solei, Misaotra anao nitsidika e! ny fitiavana samy manana ny andraisany azy fa mba sary iray hitako io r'ise dia noraiketiko ho asa soratra a!

Ny tia dia vonona hatrany eny fa na dia ny aina aza anie afaka afoy rehefa tena tia e! sa ahoana!

Izay fa dia mazotoa koa ianao

Kanto
Fenohery ( 05/02/2005 12:33)
Ankona aho ry se ah, raha mba namaky vitsivitsy tamin'ireo sombiny vitsivitsy ny rariraisoratr'ise!
Tsampako teo fa noho ianao POETA dia misy foana ny HETAHETA!
Mahereza!
mampikanto21 ( 18/12/2007 12:07)
Ho an'i Fenohery ; mankasitraka indrindra nankafy ny asa soratro e! eFA hiverina eto indray aho izaho fa misaotra anao nankafy.
Tsiky dia ampy hoy i Hery izay
:-)
Ramanou ( 15/03/2008 09:18)
Ianao dia isaorana feno ry Mampikanto satria misy ny fotoana ao anatin'ny "fanoratana", toa manary ny penina, tsy mahita hambara intsony, nefa sendra ny "asanareo" ny tenanay ka nahita loharanonkevitra vaovao.

Mankasitraka ary mankahery hatrany e, namana mpanohana.

Manou (Spydee)
mimosa ( 28/12/2009 17:36)
kanto sy mahavariana ity zavatra tantarainy, mankasitraka e!
pisokelinah ( 01/10/2010 07:27)
zany no tao hoe tena fitiavana!tantara iainako ity nosoratanao ity d sambatra be aho mahita anle tononkalonao!!!!Tena marina izany!ref mahatsapa tena tia enao d tsy zakanao ny ahita ny olontianao hijaly!satrinao iz hanana ny hasambarany foana!tena tiako iz mantsy!!!
Merci e!!!!
pisokelinah ( 01/10/2010 07:28)
zany no tao hoe tena fitiavana!tantara iainako ity nosoratanao ity d sambatra be aho mahita anle tononkalonao!!!!Tena marina izany!ref mahatsapa tena tia enao d tsy zakanao ny ahita ny olontianao hijaly!satrinao iz hanana ny hasambarany foana!tena tiako iz mantsy!!!
Merci e!!!!
fanoandria ( 01/10/2010 11:57)
Misaotra fa nanohina ny fo ny fivetsonao ny hirifirin'ny adim-pitiavana.
Misaotr asy mankahery.
Tsiresy91 ( 06/04/2014 04:41)
Mankasitraka,tsara ilay izy.
fanjanyryna ( 13/04/2015 07:00)
misaotra anao e!
DJ2018 ( 28/07/2018 18:18)
izany n atao hoe tena tia!!! merci zok aa!
Hampiditra hevitra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0093