Hevitra momba ny mbola ho avy ny maraina

Hiverina amin'ny mbola ho avy ny maraina
ledada ( 23/02/2009 11:57)
tsy maintsy misy alim-potsy vao ho tonga ny maraina f'aza manao hevitra ataingina toy io.mbola hovonoina aloha izy sahy d ny ambiny tsy maty no hahita ilay maraina manerika be
ledada ( 23/02/2009 12:01)
betsaka ihany izay lasa fanatic-na tolona izay fa tsy hita ho lasan-davitra akory rehefa ho "vita ny tolona". d tandremo indray sao d hilaza eo hoe hafakely tsy toy ny efa nisy hatr@ andron'ny menalamba io "tolonareo" io ka azo antoka fa hitondra fahagagana sy fahasambarana ho an'i Gasikara....
Hampiditra hevitra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0091