Hevitra momba ny tenin-drazako

Hiverina amin'ny tenin-drazako
Zozoro ( 17/01/2009 09:10)
Raha toa ka manadino anao aho ry tenin-drazako, dia aoka ny lelako hiraikitra amin'ny lanilaniko.
benasy ( 19/01/2009 09:33)
Misaotra Tompoko, Tsy ny teny ihany, fa indrindra ny soratra..!Satria
"Lolo sy nagidina, ka samy manidina!

Angidina sy lolo ka samihafa volo!"

Mankasitraka indrindra!!
Hampiditra hevitra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0091