Gasy ankehitriny (Manatsiala)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
GASY ANKEHITRINY

Ianao mantsy ilay sahy manora-tena

Ho tena Malagasy

No sady mirehaka miteny

Ho Malagasy ray sy reny

Fa angaha moa toa anao daholo izy ireny ?



Miteny ho’aho ianao

«Tsiparifary sy akotry

No mameno sy mandrafitra

Izato teny hafa firafitra

Tsy tsotra tsy mivadi-drafitra



Tenim-boto sy zatovo

Sotaina sy hafangaro

Tenin’ny vahiny

Dia sahinao ankehitriny

Ny milaza fa Gasy ianao iny ?



MANATSIALA
--------
Rohy:
Sokajy : Hambom-po
1113 1
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : Manatsiala
Nampiditra : Manatsiala
Daty : 03/04/2009 20:18
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0095