RAHA MBA... (Manatsiala)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Raha mba fantatrao mantsy
ry lay notiavin'ny fitiavako
Ny fitiavako anao
tao am-poko rehetra tao
Angamba tsy ho narodanao
tsy ho nazeranao
Ny mandan'ny ho avy
Novinaiko, nandrandraiko
fa ho mamiko
Nefa indrisy
fantatrao izany...
Teo isika no nikoro
--------
Rohy:
Sokajy : Fiononana
1158 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : Manatsiala
Nampiditra : Manatsiala
Daty : 10/03/2009 21:40
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0137