Hevitra momba ny tonga tsy nantsoina
Hiverina amin'ny tonga tsy nantsoina
raims randriamalala (
13/12/2019 15:17)
tsara ny tononkalona fa fanitsiana kely:
hariva : fa tsy ariva
naleviko: fa tsy nalevoko => foto-teny: levina
lð fa tsy loha
hankadiry: fa tsy hakadiry
hariva : fa tsy ariva
naleviko: fa tsy nalevoko => foto-teny: levina
lð fa tsy loha
hankadiry: fa tsy hakadiry
