Hevitra momba ny Ilay noheverina ho namana
Hiverina amin'ny Ilay noheverina ho namana
ihafatra (
11/04/2015 19:44)
fa ny namana omaly
nampitsiky,nampifaly
fa ny anio dia tsinjonao
nisolo sento sy jaly,
dia ny ampitso,handrandraina
ranomaso sy taraina,
fa ny lasa tsy ho voafafa,
ireo oran'ireo tafa,
ilay noheverina ho namana,
indrisy namotsitra ny tanana,,,
IHAFATRA
nampitsiky,nampifaly
fa ny anio dia tsinjonao
nisolo sento sy jaly,
dia ny ampitso,handrandraina
ranomaso sy taraina,
fa ny lasa tsy ho voafafa,
ireo oran'ireo tafa,
ilay noheverina ho namana,
indrisy namotsitra ny tanana,,,
IHAFATRA
tmjjah (
14/04/2015 11:51)
ok
