Hevitra momba ny Avelao

Hiverina amin'ny Avelao
NyKanto ( 18/11/2004 19:40)
Ny maso jamban'ny fitia
Tsy mba mahita fery
Sy ny jaly izay mamely.

Fa iaretany ireny,
na dia mampirediredy
Hoe sambatra izy raha niteny.

Ny Kanto
Hampiditra hevitra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0097