Commentaire à propos de Ety an- tany tsy tahaka ny any an-danitra
Revenir à Ety an- tany tsy tahaka ny any an-danitra
Miarantsoa (
18/12/2004 17:03)
Kely sisia no andrasana eto
Dia hody izahay e !
Jerosalema vaovao no tanànanay !
Volamena sy vatosoa no itsahinay .
Ho avy tsy ho ela Ilay Jesosy.....
Dia hody zahay
Dia hody izahay e !
Jerosalema vaovao no tanànanay !
Volamena sy vatosoa no itsahinay .
Ho avy tsy ho ela Ilay Jesosy.....
Dia hody zahay
vetsoko (
24/12/2004 15:19)
izahay koa moa mba ho any e!ohatran'ny aleo any raha ny filazan'iMIARANTSOA ANICETazy.
jentilisa (
06/09/2005 09:26)
Ny ety an-tany tahaka ny any an-danitra dia tohin'ny teny hoe atao anie ny sitraponao. Izany hoe ny tokony ho izy dia hoe atao anieny sitraponao ety an-tany tahaka ny any an-danitra, na hoe hotanterahin'izay ety an-tany tahaka izay mitranga any an-danitra anie ny sitraponao. Asa andrasana amin'ny olona io fa tsy ho tonga ho azy eo...
