Hevitra momba ny FATY
Hiverina amin'ny FATY
kiriah (
17/05/2011 16:47)
tsara rindra saingy tiko ho fantatra hoe inona ny hevitra fonosiny
Miarantsoa (
19/05/2011 16:46)
Kiriah>Misy ny olona nandao eritreretina foana hoe velona ao am-po sy ao an-tsaina, tsy voasakan'ny fasana; misy indray ny velona mapi-te handevina ihany koa, tsy any am-pasana fa...
