Hevitra momba ny Mahantra

Hiverina amin'ny Mahantra
sonwin ( 05/12/2004 16:51)
Lalina indray iny sora-tananao iny...tena mety, ary tokony hampisaina ireo hiantefany...
vetsoko ( 07/12/2004 17:31)
misaotra anao mijery sy nanome anjara ho an'ny mahantra
Miarantsoa ( 08/12/2004 17:02)
Ka izahay izao mihintsy rangaha no ao anatiny !
Tsapanay ny fahantran' ny gasy maro an' isa.
Mahereza e !
Hampiditra hevitra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0104