DILA (Mimijolie)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
DILA
Dila tokoa ny fitiavako anao
Dila indray mitopy tsy nataoko ho lalao,
Fifampitaizana tsy nety
Fifampitondrana ratsy tefy
Olatry ny lasa
Tsy nety voafafa
Niainako hatrany
Toa hafahafa
Dia hoe: hanadino anao
Dia hoe: hamafa ny aminao
....Vao fiandohana anefa zao
Ka ihezaka hatrany aho
Hitady ny anjarako
Hanoy ny tantarako
....
Mimijolie
--------
Rohy:
Sokajy : Fitiavana
1325 1
Mpakafy: asnamlay
Hevitra mandeha
andriary ( 20/10/2007 10:58)
tsara ny famoahan kevitra!
misy tonokaloko izay mitovy fietanam po ho "tsy maninona" azo vakina ato ...
merci
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : Mimijolie
Nampiditra : joliemimi
Daty : 17/10/2007 10:51
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0142